- Sabotsy 15 Oktobra 2016
Politique.James Ratsima “Noteren’ny Frantsay hitambatra ny mpanohitra”
Somary nangingina avokoa tato ho ato ireo mpanohitra teto amin’ny firenena. Tsy dia nisy intsony ireo karazana hetsika toy ny nataon’ny Mitsangana ry Malagasy, nihavitsy ihany koa ireo niteny sy naneho hevitra noho ny antony tsy fantatra…
Hamaky ny tohiny
