• Sabotsy 22 Oktobra 2016
Politique.Hery Rajaonarimampianina Manomboka ialan’ny manodidina azy

Misafotofoto ny toe-draharaha eto amintsika amin’izao fotoana izao. Tsy milamina ny fitondrana fa tafiditry ny savorovoro tanteraka ka hita ho miady an-trano ny samy olon’ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Oktobra 2016
Politique.Lalàna momba ny Fampihavanam-pirenena Holaniana voalohany eny Tsimbazaza

Volavolan-dalàna tokana aloha hatreto no voalahatra hodinihin’ny solom-bavambahoaka ka hakana ny fankatoavan’izy ireo, dia ny volavolan-dalàna laharana 010/2016 tamin’ny 20 mey 2016 momban’ny Fampihavanam-pirenena

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Oktobra 2016
Politique.Depiote TIM Boriborintany faha-6 Miezaka manampy ny CUA sy ny TIM foibe

Taorian'ny fitarainan'ny mpamboly eny Ambohimanarina vokatry ny orambe niseho tampoka ny sabotsy 15 oktobra lasa teo ka nahadifotra ny

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Oktobra 2016
Politique.Tsy manome vola ny fanjakana Tsy maintsy mahita vahaolana ny CUA

Na eo aza ny fahasahiranana eo amin’ny tsy fahampian’ny teti-bola dia miezaka mitady lalam-bola hafa ny kaominin’Antananarivo Renivohitra ahafahany manao ny

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Oktobra 2016
Politique.Antenimierandoholona Tonga manamafy fiaraha-miasa ny vahiny

Nampahafantarana ny tetikasa nataon’izy ireo teto Madagasikara nanomboka ny taona 2001 ka hatramin’izao taona 2016 izao sy ny vinavinanasa ny taona 2017 ny fikambanana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2016
Politique.Tsy maintsy miongana Rajaonarimampianina

Tsy misy andraso andraso intsony fa ho avy ny anjaran-dRajaonarimampianina sy ny ekipany raha ny fanehoan-kevitra nataon-dRakotomalala Henri na i Riribe omaly

Hamaky ny tohiny
FTT