• Alakamisy 20 Oktobra 2016
Politique.Lalàmpanorenana vaovao Raikitra ny fanangonan-tsonia

Olona an’arivony no nitandahatra nanao sonia, mitaky ny hanaovana fifidianana lalàmpanorenana hanovana rafitra eto Madagasikara. Mitety faritra ny hetsika Malagasy Miray Feo, tarihin’i Samihary Floriot, manao ity fanangonan-tsonia ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Oktobra 2016
Politique.Me Olala “Mitady zavatra hafa mihitsy ny mpanohitra”

Hizingiziniko fa tsy mandeha mihitsy izao fitantanana ny firenena ankehitriny izao, hoy i Me Razafinjatovo Willy na Olala ho an’ny fahafantaran’ny rehetra azy hatramin’ny tolon’ny 1972, raha tafaresaka fohy tamin’ny mpanao gazety izy tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Oktobra 2016
Politique.Hogadraina Ravalomanana sy Rajoelina ?

Miditra tamin’ny fivoriana ara-potoana faharoa nanomboka omaly ny antenimieram-pirenena sy ny antenimieran-doholona ka haharitra 60 andro izany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Oktobra 2016
Politique.Fitantanana ny COMESA Nandray fahefana ny filoha Malagasy

Ny filoham-pirenena Malagasy Hery Rajaonarimampianina indray no filoha hitarika ny Comesa mandritra ny herintaona. Vita omaly teny amin’ny CCI Ivato ny famindram-pitantanana teo amin’i Madagasikara sy Etiopia

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Oktobra 2016
Politique.Andro voalohan’ny fivoriana Depiote maro no ningitrika sahady

Hifantoka amin’ny fandinihana ny volavolan-dalàna momba ny komitim-pirenena momba ny fampihavanana sy ny tetibolam-panjakana 2017 ny parlemanta izay nanomboka nivory omaly. Haharitra 60 andro ity fivoriana ara-potoana faharoa ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Oktobra 2016
Politique.Fivoriana teny Ivato Nosakanana i Neny

Tsy fitiavana manokana an-dRamatoa Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra mihitsy ve ? Tsy fahaiza-miasa ve ?

Hamaky ny tohiny
FTT