• Talata 25 Oktobra 2016
Politique.Honoré Rakotomanana « Mahantra ny antenimieran-doholona »

Manoloana ny siosion-dresaka mikasika ny fandroahana mpiasa miisa 200 eo anivon’ny antenimieran-doholona dia nampivory ireo mpiara-miasa rehetra teo anivon’ity antenimiera ity, io omaly io, ny filohan’izy ireo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Oktobra 2016
Politique.PM Mahafaly, Roland Ratsiraka, Rakotovao Arahi-maso akaiky

Mbola ifandroritana ny fitakiana hanaovana fifidianana alohan’ny fotoana, tsy hahandry amin’ny 2018

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Oktobra 2016
Politique.Kaominina Ambatomanga Roa taona tsy nahazo fanampiana avy amin’ny fanjakana

Tsy mety afa-trosa ny kaominina ambanivohitra Ambatomanga, distrikan’i Manjakandriana, hoy ny Ben’ny tanàna Rabefararano Victor.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2016
Politique.Marc Ravalomanana “Tsy maintsy miroso isika”

Tany Antsirabe ny sabotsy lasa teo ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Voaasa nanatrika diabe sy fitokanana fotodrafitrasa vaovao tao amin’ny Fjkm KA MA FA Antsirabe moa izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2016
Politique.Fanjakana jadona Mampahantra vahoaka

Voageja raha samy vahoaka ny Malagasy noho antony maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2016
Politique.Fivorian’ny COMESA teny Ivato Tara ny fivoahan’ny vola nampiasaina

Fantatra izao fa nisy fahatarana ny fivoahan’ny ampaham-bola sasany ho fanomanana ny fihaonana an-tampony faha-19 an’ny Comesa natao teny Ivato farany teo (10-19 oktobra).

Hamaky ny tohiny
FTT