• Zoma 21 Oktobra 2016
Politique.Fanakorontanana Mampitandrina ny HVM

Azo akana traikefa tsara hanatsarana ny fomba fiasa amin’ny fihaonana an-tampony faha-16 an’ny frankôfônia amin’ny volana novambra ilay fandraisantsika ny fivorian’ny Comesa farany teo, raha ny hevitr’ireo senatera HVM niresaka tamin’ny mpanao gazety omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2016
Politique.Mpifidy eto Madagasikara 3 tapitrisa no tsy mahay mamaky teny sy manoratra

Tsy mahay mamaky teny sy manoratra ny 3.000.000 amin’ireo mpifidy mihoatra ny 18 taona eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2016
Politique.Tolon’ny Vahoaka Malagasy Miantso ny depiote hanongana ny filoha

Tolon’ny vahoaka Malagasy na To V M indray no anarana vaovao milaza ho manohitra ny tsy rariny afitsoky ny fitondram-panjakana misy amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2016
Politique.Omer Beriziky « Aleo halalaka ny fanehoan-kevitra »

Tokony hanaiky sy hanaja ny fanehoan-kevitra malalaka ireo mpitondra eto amintsika, hoy ny praiminisitra teo aloha Jean Omer Beriziky raha nitafa fohy tamin’ny mpanao gazety tetsy amin’ny hotely Carlton izy omaly nandritra ny lanonana famoahana ireo andiany faha-12 avy ao amin’ny CEDS.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Oktobra 2016
Politique.Minisitra no atidohan’ny dahalo ?

Namotsipotsitra ny fisian’ny firaisana tsikombakomba eo amin’ny dahalo sy ny mpitandro ny filaminana ary ny olom-panjakana manoloana ny tsy fandriampahalemana any amin’ny faritra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Oktobra 2016
Politique.Mahafaly Olivier Naka namana ny mpanao gazety

Tsy mbola fotoana izao ilazana ny lesoka hita tamin’ny Comesa fa tokony ho ny tombony hita no jerena, hoy ny praiminisitra Mahafaly Olivier.

Hamaky ny tohiny
FTT