• Zoma 04 Novambra 2016
Politique.Madama deba ao Iavoloha Manimbazimba minisitra

Miseho tsikelikely ny ady an-tranon’ny mpitondra noho ny fanjakazakana ataon’ny olona sasany akaiky ny filoha, izay ny namany ihany no ataony mahita faisana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Novambra 2016
Politique.Minisitry ny vola Gervais Rakotoarimanana Ankasitrahan’ny depiote MAPAR

Mety tsara aminay ny nataon’ny minisitry ny tetibolam-panjakana Atoa Rakotorimanana Gervais,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Novambra 2016
Politique.Savorovoro eto amin’ny firenena Ny HCC no fositra, hoy ny jeneraly Ramakavelo

Noho ny lalàmpanorenana tsy voahaja no anton’ny savorovoro politika misy amin’izao fotoana izao ary tompon’andraikitra amin’izany ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC), hoy ny jeneraly Désiré Ramakavelo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Novambra 2016
Politique.Hoporetina indray ny vahoaka Hampandoavina 5 000Ar isan’olona

Raha tsy hisy ny sampona ka holaniana ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana 2017 dia ho raikitra fa tsy maintsy handoa hetra 5 000Ar ao anatin’ny iray taona ny olona eo anelanelan’ny 21-60 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Novambra 2016
Politique.Honoré Rakotomanana “Tena misy mpitsoa-ponenana tonga eto”

Nitsidika tamim-pomba fanajana ny Filohan’ny Antenimierandoholona Rakotomanana Honoré, tetsy amin’ny Lapan’Anosikely omaly alakamisy, ny fikambanana miahy ireo mpitsoa -ponenana avy amin’ny faritra Atsimon’i Afrika notarihan’ny Filoham-paritra lefitra Veronica Irima Modey –Ebi.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Novambra 2016
Politique.Asandratro ny fireneko “Mbola zanatany Frantsay isika”

Nivoaka tamin’ny fahanginany indray omaly ny fikambanana Asandratro ny fireneko tamin’ny alalan’ny filoha lefiny Ranaivo Sata manoloana ny fampiantranoantsika ireo fivoriana sy lalao karakarain’ny Frantsay.

Hamaky ny tohiny
FTT