• Alakamisy 03 Novambra 2016
Politique.Harinaivo Rasamoelina « Tsy voafehy ny toe-draharaha eto»

Efa mitondra any amin’ny fifamonoana sy ny fandoran’olona ary ny fanaovana tsinontsinona ny fomba malagasy, hoy ny mpanao politika, Harinaivo Rasamoelina raha naneho hevitra tetsy Antaninarenina omaly

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Novambra 2016
Politique.Tolojanahary Maharavo « Ho hita eo izay tena mpikarama an’ady »

Manoloana ny filazana fa mpikarama an’adin’ny antoko misy ny filoham-pirenena ny mpitarika ny hetsika afo sendikaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Novambra 2016
Politique.Baomba teny amin’ny A&C Ivato Sinema indray ?

Nihorohoro ny mponina teny Ivato omaly, tokony ho tamin’ny fito ora sy sasany hariva nandre feon-javatra nipoaka mafy sady nankarenin-tsofina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Novambra 2016
Politique.Depiote Harinosy Rabenerika Charlot Mbola mitazona ny loko loranjy aho

Mandeha ny resaka any ho any milaza fa efa tena misalotra manao karavato mangan’ny antokon’ny fitondrana misy ankehitriny ny tenako, hoy ny depiote Harinosy Rabenerika

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Novambra 2016
Politique.Masimana Manantsoa Tsy mifampatoky ny mpitondra

Manoloana ny filankevitry ny minisitra nidinan’ireo mpikamban’ny governemanta tany Antsiranana ny faran’ny herinandro teo dia naneho ny heviny ny mpanao politika Masimana Manantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Novambra 2016
Politique.Didier Ratsiraka Ho avy ao Fianarantsoa, 15 taona aty aoriana

Taorian'Antsiranana dia Fianarantsoa indray no mandray ny fankalazana mitety faritra ny fahefapolo taona niorenan'ny antoko AREMA

Hamaky ny tohiny
FTT