Politique

Minisitry ny vola Gervais Rakotoarimanana Ankasitrahan’ny depiote MAPAR


  • Zoma 04 Novambra 2016

Mety tsara aminay ny nataon’ny minisitry ny tetibolam-panjakana Atoa Rakotorimanana Gervais,

 

  amin’io tsy fandraisana andraikitra ataony io, hoy ireo solombavambahoakan’i Madagasikara MAPAR. Nambaran’izy ireo fa nobedesina izy noho ny tsy fandraisana andraikitra nataony amin’ny handoavana haingana ireo zo tokony hefaina amin’izy ireo sy ny fampiharana ny zavatra efa tinapaka tamin’ny lalàna nolanian’izy ireo.


Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT