- Alatsinainy 07 Novambra 2016
Politique.Didier Ratsiraka Nanao antso avo ho an’ny Dahalo
Nosafidian’i Didier Ratsiraka manokana hankalazana ny faha-80 taona nahaterahany ny tanànan’i Fianarantsoa ny sabotsy 5 novambra lasa teo.
Hamaky ny tohinyNosafidian’i Didier Ratsiraka manokana hankalazana ny faha-80 taona nahaterahany ny tanànan’i Fianarantsoa ny sabotsy 5 novambra lasa teo.
Hamaky ny tohinyNanao tohivakana tato ho ato ireo karazana fikambanana milaza ho miaro ny fitondram-panjakana mijoro ankehitriny. Nipoitra indray ny vovonana “Firaisankina ho Fampandrosoana ny Tanindrazana” na ny FFT ny sabotsy teo, tarihin’ireo minisitra efatra am-perinasa ankehitriny, ny solombavambahoaka avy amin’ny faritra sy ny loholona.
Hamaky ny tohinyNotakian’ny vahoaka any Korea Atsimo ny fametraham-pialan’ny filohany Rtoa Park Geun-hye noho ny resaka tsy fahaiza-mitantana ny firenena.
Hamaky ny tohinyHarinkarena ambony sy tontolo politika milamina no hita any amin’ny ankamaroan’ireo tany nozanahan’ny Anglisy.
Hamaky ny tohinyTany Antsirabe nandritra ny lanonana ofisialy nametrahana ny mpampanoa lalàna vaovao Rtoa Djaojoma Colette no nitondran’ny minisitry ny fitsarana Charles Andriamiseza fanazavana momba ny trangan-javatra niseho tato ho ato izay momba ny resaka fitsaram-bahoaka.
Hamaky ny tohinyNifarana omaly ny fiaraha-mivavaka ho an’ny firenena nataon’ny filohan’ny fikambanana zatovo sady mpanao politika, Rakotomalala Henri na Riribe sy ny namany
Hamaky ny tohiny