• Alarobia 09 Novambra 2016
Politique.Depiote Charles Andriamahefa “Malahelo ny vahoaka raha mandeha taksibrosy izahay”

Tany amin’ny andron’ny praiminisitra Francisque Ravony no nisian’ny resaka fanambazana fiara sy vola voalohany tamin’ny fametrahan’ny solombavambahoaka azy ho praiminisitra ny taona 1993.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2016
Politique.Merseneran’ny Fitondrana Raikitra ny adin’ny samy mpanohana

Tsy misy foto-kevitra hijoroana fa voavidim-bola aman-karena ireo mpanohana ny filoham-pirenena ankehitriny, raha ny fahitana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2016
Politique.Savorovoro, delestazy, asan-dahalo Malemy ny fanjakana

Hita taratra tamin’ny fanambarana nataon’ny filoham-pirenena tany Vohipeno sy ny valin-tenin’ny praiminisitra teny Mahazoarivo raha niresaka tamin’ny mpanao gazety izy omaly fa difotry ny olana ny fitondram-panjakana ka sahirana mikaroka vahaolana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2016
Politique.Fikambanana Grand-Tana Voafidy ho filoha i Lalao Ravalomanana

Nivory voalohany omaly tolakandro tetsy amin’ny lapan’ny tanàna Analakely ny fikambanan’ireo ben’ny tanàna eto Antananarivo sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2016
Politique.Fitsaram-bahoaka Naneho ny heviny ny filoham-pirenena

Naneho ny heviny tany Vohipeno, omaly, taorian’ny fitsaram-bahoaka nifanesisesy tamina faritra maro teto amin’ny nosy ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2016
Politique.Mampikony Nifandona ny zandary sy ny vahoaka

Savorovoro tsy nifankahitana ny tao Mampikony ny sabotsy teo. Tohin’ny raharaha nafahatesana dokotera iray tany an-toerana ny volana oktobra no fototry ny olana ka niteraka fifandonana teo amin’ny mpitandro ny filaminana sy ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
FTT