• Alakamisy 10 Novambra 2016
MMM sy VPM. MMM Hisara-bazana ihany koa ?

Manoloana ny fanambarana nataon’ny avy eo anivon’ny antoko Malagasy Miara Miainga nilaza fa misandoka andraikitra ny avy eo anivon’ny vondrona miara-dia amin’ity antoko politika ity

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2016
Politique.Vondrona FFT Nandika ny lalampanorenana...

Efa nandika lalàmpanorenana daholo ireo mpikambana ao anatin’ilay vondrona FFT (Firaisankina ho Fampandrosoana ny Tanindrazana, hoy ny avy eo anivon’ny fikambanana fiverenana an-doharano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2016
Politique.Miaramila Malagasy Efa samy manao izay tiany ?

Tompon’andraikitra ambony 20 be izao no nosoloina teo anivon’ny foloalindahy tamin’ny alalan’ny filankevitry ny minisitra notanterahana omaly. Ny tafika no tena voakasik’izy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2016
Politique.Fivorian’ny Frankofonia Tsy hipetraka eto i François Hollande

Andro vitsy tsy hahatongavan’ny Frankofonia, tsy mbola mazava na tena ho avy eto Madagasika ny filoha Frantsay François Hollande amin’io fihaonana an-tampony andiany faha-16 hatao eto Antananarivo ny 22-27 novambra io na tsia.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2016
Politique.Robert Yamate-Masoivoho Amerikanina “Aza manahy amin’ny fahalanian’i Trump”

Nilaza omaly ny masoivoho Amerikanina eto miasa Madagasikara Robert Yamate fa "tsy hisy zavatra maro hiova amin’ny politikan’i Etazonia manoloana an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2016
Politique.Senatera Rakotovazaha Olivier Sambany tonga aloha ny volavolana tetibolam-panjakana

Efa fanao hatrizay ihany ny fampiofanana miaraka amin’ny Eisa tahaka itony saingy ny nampiavaka azy tamin’ity indray mitoraka ity dia ireo « parlementaires francophones » ahitana ny senatera vitsivitsy sy depiote maromaro no nisitraka izany tety amin’ny

Hamaky ny tohiny
FTT