Politique

Vondrona FFT Nandika ny lalampanorenana...


  • Alakamisy 10 Novambra 2016

Efa nandika lalàmpanorenana daholo ireo mpikambana ao anatin’ilay vondrona FFT (Firaisankina ho Fampandrosoana ny Tanindrazana, hoy ny avy eo anivon’ny fikambanana fiverenana an-doharano.

 

 Ny dikan’izany dia tsy mendrika ny hotohanana ireo solombavambahoaka sy loholona vaovao sy tranainy mikambana ao. Nanamafy ireto mpikambana avy eo anivon’ny fiverenana an-doharano ireto fa ho anisan’ireo tsy hamaly ny antson’ny FFT. Naneho ny heviny ihany koa ny fikambanana mikasika ny fandraisana ny fihaonana an-tampon’ny frankofonia hatao eto amintsika. Nambarany fa ny 99%-n’ireo firenena ao anatin’ny firenena mikambana dia tsy manatona antsika. Ny frankofonia anefa efa nanelingelina antsika hatramin’ny fanjanahantany. Ny lalàna sy ny fampianarana eto mbola amin’ny teny frantsay foana kanefa tsy misy mampiasa izany ny 80%-n’ny Malagasy. “Mety amin’ny frantsay ve raha teny Malagasy no atao fototra amin’ny lalàna sy fampianarana frantsay ?”, hoy izy ireo.

Faralahimatoa  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT