Politique

Senatera Rakotovazaha Olivier Sambany tonga aloha ny volavolana tetibolam-panjakana


  • Alakamisy 10 Novambra 2016

Efa fanao hatrizay ihany ny fampiofanana miaraka amin’ny Eisa tahaka itony saingy ny nampiavaka azy tamin’ity indray mitoraka ity dia ireo « parlementaires francophones » ahitana ny senatera vitsivitsy sy depiote maromaro no nisitraka izany tety amin’ny

Lapan’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza nandritra ny roa andro (7-8 novambra 2016). Azo antoka fa hitondra fiovana eo amin’ny fomba famakiana ny volavolana tetibolam-panjakana hodinihana amin’ity fotoam-pivoriana ara-potoana faharoan’ny parlemantera hatrehana ankehitriny ity ny fanampina traikefa notovozina tao, hoy izy, sady sambany mba tonga aloha tety amin’ny parlemantera roa tonta izany boky mirakitra ny volavolan-tetibola izany. Amin’ny maha parlemantera tranainy ahy, izay efa niverimberina tamin’io toerana io, no hahazoako milaza izany sady fantatra koa fa amin’ny volana desambra izao vao hangalana fanapahan-kevitra ny fandaniana azy io ka malaka tsara ny fandinihana azy, hoy izy.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT