- Zoma 11 Novambra 2016
Politique.Fitantanana ilay 200 tapitrisa Ariary Ny depiote no filohan’ny CLD
Tontosa omaly teny Tsimbazaza ny fivoriana tsy azon’ny besinimaro natrehina niarahan’ny praiminisitra sady minisitry ny atitany Mahafaly Solonandrasana Olivier sy ny minisitry ny vola sy ny tetibola Gervais Rakotoarimanana an-daniny, ary ireo solombavambahoaka mpikamban’ny antenimieram-pirenena an-kilany.
Hamaky ny tohiny
