• Alatsinainy 14 Novambra 2016
Politique.Antoko AKFM Manohitra ny fitondrana mpivarotra tanindrazana

Nankalazaina teny amin’ny foibeny teny Andrahavoahangy ambony ny sabotsy 10 novambra teo ny faha-58 taona nijoroan’ny Ankoton’ny Kongresin’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara na ny AKFM.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Novambra 2016
Politique.Gaby Vakiniadiana Miantso fahatongavan-tsain’ny tsirairay

Lesona goavana no azo tsoahana tamin’ny tenin’ny filoham-pirenena amerikanina vaovao, hoy i Gaby Vakiniadiana, izay mpanao politika sady sekretera jeneralin’ny antoko Vahoaka Miray na VAMI, izay ao anatin’ilay vondron’ny mpanohitra rodoben’ny vahoaka tia tanindrazana ho amin’ny fanorenana ifotony (RMTF).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Novambra 2016
Politique.Ratsimbazafy Jean Paul Manjavozavo ny hoavin’ny fikambanana AV 7

Tafaresaka fohy tamin’ny mpanao gazety teto Antananarivo omaly ny filoha lefitry AV 7 na ny « Association des victimes du 7 février 2009 », Jean-Paul Ratsimbazafy na Tsimirehadava.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Novambra 2016
Politique.Savorovoro teny Analakely Tetika hanesorana an’i Neny ?

Rehefa natao ny fanadihadiana rehetra dia nahafantatra tsara ny zavatra nataony ireo andiana miaramila tonga teny amin’ny lapan’ny tanàna Analakely ny alarobia hariva lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Novambra 2016
Politique.Lalao Ravalomanana Hosoloina PDS ?

Miharihary ny antsojay sy ny politika maloto entina hamotehana ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Novambra 2016
Politique.Faneva Raholdina Mendrika alain-tahaka ny fotokevitr’Atoa Donald Trump

Tokony hiainan’ny mpanao politika malagasy mieritreritra ny hitondra sy ireo efa mitondra ankehitriny, hoy Atoa Faneva Raholdina mpandalina politika, ny fotokevitr’Atoa Donald Trump.

Hamaky ny tohiny
FTT