• Zoma 02 Desambra 2016
Politique.Dinika ho fanavotam-pirenena Matoky fa hirodana ny fitondrana

Miandry ny fanangonan-tsonia amin’ny mpiray tanindrazana manerana ny nosy izay hataon’ilay vondrona politika dinika ho fanavotam-pirenena na ny DFP sisa ny fianakaviambe iraisam-pirenena, raha ny fanazavan’ity vondrona ity tetsy amin’ny espace dera etsy Tsiadana omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Desambra 2016
Politique.Hery Rajaonarimampianina Voahodidina mpanao afera

Tsy takona afenina intsony ny laza ratsin’ireo mpanolotsaina akaiky ny filoha noho ny resaka afera maloto. Maro dia maro izy fa 3 no tena malaza fa tsy azo kitikitihina, ka na i Hery Rajaonarimampianina aza dia toa entin’izy ireo amin’ny sangany matoa tsy afaka manitsy azy ireo, na dia efa voahoso-potaka matetika aza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Desambra 2016
Politique.Rasolofo André Be jiolahy ekonomika eto

Miankina amintsika rehetra ny hoavin’ny frankofonia, hoy ny mpahay toekarena sady mpandinika raharaham-pirenena, André Rasolofo, satria be loatra ny jiolahy ekonomika eto.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Desambra 2016
Politique.Tetibola 2017 Maivana ny lafiny sosialy, hoy ny CCOC

Miankina loatra amin’ny fanampiana avy any ivelany isika ary tsy ampy ny resaka sosialy ao anatin’ilay tetibolam-panjakana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Desambra 2016
Politique.Fanavaozana ny lisi-pifidianana Mpifidy 10 tapitrisa no tanjon’ny CENI amin’ny 2018

Hosokafana amin’ny fomba ofisialy any Toliara, anio alakamisy 01 desambra 2016 ny Fanavaozana isan-taona ny lisi-pifidianana 2016-2017 manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Desambra 2016
Politique.Fanodinkodinam-bola 390 tapitrisa ariary Voatonona koa ny senatera Riana Andriamandavy VII

Miketrika mafy tamin’ny fanavotana ny ben’ny tanànan’Ambohimahamasina Tsabo Pierre sy i Claudine Razaimamonjy, voafatotra tamin’ny resaka kolikoly sy fanodinkodinana vola mitentina 390 tapitrisa ariary,

Hamaky ny tohiny
FTT