• Talata 29 Novambra 2016
Politique.Kolikolin’i Claudine A&C Sahirana ny Bianco

Mbola voatana hanaovana fanadihadiana eny amin’ny foiben’ny birao mahaleotena momba ny kolikoly na ny Bianco eny Ambohibao amin’izao fotoana izao, ny ben’ny tanànan’ny kaominin’Ambohimahamasina, Tsabo Pierre, raha ny vaovao farany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2016
Politique.Hetsika ara-tsosialim-bahoaka Mihetsika indray ny Depiote Rasoanoromalala Horace

Vita ny fivoriana isan-tsokajiny tetsy sy teroa natrehana izay azo ambara fa mandalo avokoa dia mitodika amin’ny fikarakarana ny vahoaka ifotony

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2016
Politique.Frankofonia 2016 Ny hevitr’izy ireo

Tontosa ny fanambin’i Madagasikara nampiantrano ny fihaonana an-tampon’ny Frankofonia 2016 izay niteraka resabe sy fanehoan-kevitra samihafa manoloana ny fahantrana mianjady amin’ny vahoaka Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2016
Politique.Fiarahamonim-pirenena Hitety faritra hametraka ny dina hifampifehezany

Hitety faritra hametraka ny dina hifampifehezan’izy ireo ny fiarahamonim-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Novambra 2016
Politique.Kolikolin’ny Frankofonia 600 tapitrisa Ar nisy nanodina ?

Vita iny ny fihaonana an-tampon’ny Frankofonia. Misy ny zavatra tsy mazava toy ny loharanom-bola marina nikarakarana azy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Novambra 2016
Politique.Fifanarahana “Frantsa-Madagasikara” Hahazo tombony ireo tanàn-dehibe

Nisongadina nandritra ny fandraisan’i Madagasikara ny fihaonana an-tampon’ny Frankofonia andiany faha-16 ny fahatongavan’ny Filoha Frantsay François.

Hamaky ny tohiny
FTT