• Sabotsy 03 Desambra 2016
Politique.Raharaha Ambohimahamasina Avotra ny praiminisitra

Avotra tamin’ny ora farany ny praiminisitra lehiben’ny governemanta, Solonandrasana Mahafaly, taorian’ny fivoahan’ny didim-pitsarana ny alakamisy teo mikasika ilay raharaha tetikasa fanamboarana tranobe ao amin’ny kaominin’Ambohimahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Desambra 2016
Politique.Vovonan’ny Kristianina Malagasy Manana kandida ho filoham-pirenena

Tsy azo lambolamboina ny raharaham-pirenena fa mila kristianina tena sahy mijoro amin’ny maha kristianina azy. Izay no ventin-kevitra nentin-dry zareo avy eo anivon’ilay Vovonan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Desambra 2016
Politique.Tale jeneralin’ny Bianco Hoesorina fa « tsy namana » ?

Aza mikitikitika ireo mpiara-miasa akaiky amin’ny filoha raha tsy te hahita raharaha ! Izay indray izao no resaka mandeha taorian’iny raharaha fanodinkodinam-bola tany amin’ireo Kaominina, toy ny tao Ambohimahamasina Distrika Ambalavao,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Desambra 2016
Politique.Fikaonan-doha any Paris Hampindrana 6 miliara dolara ny mpamatsy vola

Nanomboka omaly ary hifarana anio any Paris, renivohitra Frantsay ny fikaonan-doha iarahan’ny mpitondra Malagasy sy ireo mpamatsy vola

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Desambra 2016
Politique.Mpamatsy vola Mitaky fifidianana tsy misy « ni…ni »

Hifarana anio zoma 2 desambra ny fivoriana momba ny famatsiambola sy fampiasambola ho an’ny fampandrosoana an’i Madagasikara tanterahana ao amin’ny foiben’ny Unesco ao Paris- Frantsa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Desambra 2016
Politique.Claudine A&C “Eto aho, ary tsy niala nandositra teto”

Nivoaka tamin’ny fahanginany Rtoa Razaimamonjy Claudine tompon’ny hotely lehibe fandraisam-bahiny A&C Palace etsy Ivato, taorian’ny raharaha nahoraka an-gazety mahavoarohirohy azy teny amin’ny Bianco.

Hamaky ny tohiny
FTT