- Alatsinainy 05 Desambra 2016
Politique.Toeran’ny minisitry ny angovo Banga 4 volana
Ny 20 aogositra 2016 teo no efa banga ny toeran’ny minisitry ny angovo, taorian’ny fodiamandrin’ny minisitra teo aloha, Ramanantsoa Rodolph.
Hamaky ny tohinyNy 20 aogositra 2016 teo no efa banga ny toeran’ny minisitry ny angovo, taorian’ny fodiamandrin’ny minisitra teo aloha, Ramanantsoa Rodolph.
Hamaky ny tohinyMbola manomana paikady vaovao sa efa tofoky ny tsy fahombiazana ny mpanohitra eto amintsika ka aleo mangina sy mipetraka ? Tsy misy aloha hatreto ny fifandanjan-kery eo amin’ny mpitondra sy ny mpanohitra, ka manjaka tokana ny fanjakana HVM, izay toa tsy taitry ny fanoherana intsony.
Hamaky ny tohinyMaro amin’ireo famatsiam-bola ho azo taorian’ny fihaonan’ireo mpamatsy vola sy ny mpampindram-bola natao tany Parisy ny 1 sy 2 desambra teo no fanomezana, raha ny fanazavan’ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina.
Hamaky ny tohinyNivoitra io nandritra ny fampahafantarana ny fijoroan’ny rantsan’ny Antoko Politika Madio (APM) tarihin-dRakotoarisoa Faniry Alban na Gangstabab ao Mahajanga ny sabotsy 03 desambra teo.
Hamaky ny tohinyNidina vao maraina teny Ambohipo misy ny toeram-ponenan’ny kolonely Lylison ny mpitandro filaminana omaly tokony ho tamin’ny 5 ora.
Hamaky ny tohinyNanizingizina omaly ny mpanolotsaina monisipaly Lalatiana Ravololomanana fa tsy manara-dalàna sy tsy mangarahara ny fitantanam-bola ao amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohiny