• Alarobia 07 Desambra 2016
Politique.Asa fanakorontanana Mampitandrina ny Kung fu

10,4 miliara dolara no famatsiam-bola azon’i Madagasikara taorian’ny fivoriana tany Paris ny 1 sy 2 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2016
Politique.Antananarivo Renivohitra Kapitalin’ny ranomasina indianina

Hanomboka anio talata 6 desambra eto Antananarivo renivohitr’i Madagasikara ny fivoriambe tsy ara-potoanan’ireo tanàn-dehibe sy ireo vondrom-bahoaka aty amin’ny faritry ny Ranomasimbe Indiana na AVCOI (Association des Villes et Collectivités de l’Océan Indien), ka tsy hifarana raha tsy ny alakamisy 8 desambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2016
Politique.Berija sy Jean Pierre Mpisoloky, hoy ireo mpianatra

Manoloana ny hetsiketsika ara-panatanjahantena maro samihafa izay nokarakarain’ilay fikambanana « SOlidarité des LEaders de MAdagascar» na ny SOLEMA

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2016
Politique.Tabera Randriamanantsoa “Ampahantrain’ny vahiny tanteraka isika”

Tsy hitondra vokatsoa ho antsika Malagasy ny fitrosana fa vao mainka hampahantra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2016
Politique.Parlemantera Vehivavy Nanamafy traikefa momba ny miralenta

Nanatanteraka Atrikasa niaraka tamin’ireo Vehivavy Parlementera teny amin’ny Hôtel du Louvre Antaninarenina ny ONCD na ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2016
Politique.Parlemantera Vehivavy Nanamafy traikefa momba ny miralenta

Nanatanteraka Atrikasa niaraka tamin’ireo Vehivavy Parlementera teny amin’ny Hôtel du Louvre Antaninarenina ny ONCD na ny « Office National de Concertation sur la Décentralisation » omaly alatsinainy 5 desambra 2016.

Hamaky ny tohiny
FTT