• Zoma 09 Desambra 2016
Politique.Fivorian’ny mpamatsy vola tany Paris Tsy misy tombontsoa ho an’ny vahoaka, hoy ny Aro Riaka

Mbola trosa ihany fa tsy omena fotsiny ilay famatsiam-bola nampanantenain’ireo mpamatsy vola nivory tany Paris ny fiandohan’ny herinandro teo sady tsy misy tombontsoa ho an’ny vahoaka Malagasy velively,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Desambra 2016
Politique.Lehiben’ny Faritra Alaotra Mangoro Hapetraka ofisialy amin’ny alatsinainy izao

Hotanterahina amin’ny alatsinainy 12 desambra ho avy izao ny lanonana hametrahana amin’ny toerany ny lehiben’ny faritra Alaotra Mangoro vaovao, Ranarisoa Desiré.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2016
Politique.Rafitra demokratika Mamotika toekarena, hoy ny pastera Mailhol

Fitaovana entin’ny vahiny iarovana fanjakana eo amin’ny fitondrana mba hahafahany migoka ny harena sy tombontsoa eo amin’ny firenena ny demokrasia raha mbola manaiky ireo vahiny isika, hoy ny pasitera Mailhol, izay lehiben’ny antokom-pivavahana Apokalipsy tetsy amin’ny foiben’izy ireo tetsy Isotry.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2016
Politique.Rehefa avy nigadra Tsy maintsy ho vedety, hoy i Cohen Rivolala

Elaela tsy nahenoana an’i Cohen Rivolala, izay lehibena antokom-pivavahana iray eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2016
Politique.Vondron’ny senatera taloha Mampitandrina ny mpitondra

Tsy manohitra ary tsy manohana ny fitondrana akory ny Amicale des CST et sénateurs de Madagascar fa mijanona eo afovoany, hoy ny filohan’ny vondrona, Ralison Roger.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2016
Politique.Vondrona Eoropeanina Hanohana ireo tanàn-dehibe eto Madagasikara

Hampivoatra ireo tanàn-dehibe sy ny fiainan’ny mponina ao aminy ny fijoroan’ny birao vaovao mpitantana ny AVCOI (Association des Villes et Collectivités de l’Océan Indien).

Hamaky ny tohiny
FTT