Politique

Berija sy Jean Pierre Mpisoloky, hoy ireo mpianatra


  • Talata 06 Desambra 2016

Manoloana ny hetsiketsika ara-panatanjahantena maro samihafa izay nokarakarain’ilay fikambanana « SOlidarité des LEaders de MAdagascar» na ny SOLEMA

teny Ankatso nanomboka ny sabotsy teo dia mamaivay amin’izao fotoana ny tsikera avy amin’ireo mpianatra mpikaroka mivondrona ao anatin’ilay antsoina hoe fikambanan’ny mpianatra avy any amin’ny faritra. Raha ny fanazavana dia lohandohan’ny mpisorona ao anatin’ity fikambanana SOLEMA ity ireo mpitarika fihetsiketsehan’ny mpianatra roalahy taloha dia i Berija sy Jean Pierre Randrianamboarina. Misandoka ho solontenan’ny mpianatra mpikaroka fotsiny izy mirahalahy ireto, raha ny fanazavana azo amin’ireto fikambanan’ny mpianatra avy any amin’ny faritra ireto saingy hitily seza politika kosa no tena tanjony, raha nikarakara, iny nantsoin’izy ireo hoe « coupe du président » teny Ankatso iny. Lasa misy ambadika politika, hoy ny tsikera, ankehitriny ny resaka eny amin’ny anjerimanontolo noho ny fisian’ny toe-javatra toy izany.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT