- Alakamisy 08 Desambra 2016
Politique.Fifidianana 2018 “Daty sisa andrasako”, hoy i Dada
Efa vonona tanteraka i Marc Ravalomanana amin’ny fifidianana 2018 ka ny fotoana higadonany sisa no andrasana, raha ny fanambarany nandritra ny fiatrehany ny fanokafana ny fivorian’ireo ben’ny tanàna aty amin’ny ranomasina Indianina teny amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina omaly.
Hamaky ny tohiny
