Politique

Parlemantera Vehivavy Nanamafy traikefa momba ny miralenta


  • Talata 06 Desambra 2016

Nanatanteraka Atrikasa niaraka tamin’ireo Vehivavy Parlementera teny amin’ny Hôtel du Louvre Antaninarenina ny ONCD na ny

« Office National de Concertation sur la Décentralisation » omaly alatsinainy  5 desambra 2016. Atrikasa nokarakarain’ny  EISA, niompana tamin’ny lohahevitra  « Ny miralenta sy ny fampandrosoana ifotony ».   Ny Parlemantera koa, araka ny fantatra, dia misahana ny andraikitra mifandraika amin’ny fampiroboroboana ny vondrombahoaka itsinjaram-pahefana. Izao  no natao dia mba hanampiana azy ireo amin’ny  fanamafisana traikefa momba ny fampandrosoana ifotony.

Ntsoavina Evariste


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT