• Alatsinainy 12 Desambra 2016
Politique.Krizy 2009 Nampihisatra ny fanapariaham-pahefana

Tena zava-dehibe ny nanindrian’ny filoha mpiara-mitantana ny AVCOI (Association des Villes et Collectivités de l’Océan Indien) vaovao Ravalomanana Lalao ny fiaraha-miasa matotra amin’ireo mpamatsy vola hampiova ny endriky ny tanàna sy ny fiainan’ny mponina ao aminy, hoy ny tompon’andraikitra mpitantana ny OPCI-FIFTAMA (Organisme Public de Coopération Intercommunale -

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Desambra 2016
Politique.BIANCO Tsy matahotra tsindry

Manana ny lalàna tsara indrindra eto Afrika isika raha ny ady amin’ny kolikoly no resahana, hoy ny tale jeneralin’ny BIANCO (Bureau Indépendant Anti-Corruption) Andriamifidy Jean Louis nandritra ny fanamarihana ny andro iraisampirenena iadiana amin’ny kolikoly teny Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Desambra 2016
Politique.Firaisamonim-pirenena Rohy Nanameloka an’i Claudine A&C sy Riana Andriamandavy VII

Tsy mbola tapitra hatreo ny raharaha mikasika ilay fanodinkodinam-bola mitentina 390 tapitrisa ariary tany amin’ny kaominina Ambohimahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Desambra 2016
Politique.Mpamatsy vola Tsy dadabe noely akory , hoy I Doudou

Porofon’ny fahombiazana tamin’ny fanangonan-tsonian’ny vondrona politika dinika fanavotam-pirenena na DFP, hoy ny filohan’izany vondrona izany, Tolojanahary Maharavo na Doudou, ny fisian’ny dinika politika fanindroany izay notontosaina teny Iavoloha omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Desambra 2016
Politique.Kajikajin’ny mpanjanaka Kandida 3 hahintsana amin’ny 2018 ?

Antomotra ny 2018 hanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena eto amintsika. Misy ireo efa nanambara ny firotsahany ary ao ihany koa no efa miomana fatratra na tsy mbola naneho ampahibemaso aza. Misy koa anefa ireo miketrika mangina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Desambra 2016
Politique.Kaominin’i Tsaraeso Tsy fantatra intsony ny tena ben’ny tanàna

Misavoritaka ambony ambany amin’izao fotoana izao ny zava-misy ao amin’ny kaominina ambanivohitra Tsaraeso, distrikan’i Betroka

Hamaky ny tohiny
FTT