Politique

DISTIM Ambohimanarina Mitohy ny fanamafisana orina ny antoko


  • Alarobia 07 Desambra 2016

Mitohy ny fitsidihina sy fanamafisana orina ny antoko TIM, araka ny toromarika nomen'ny Filoha Nasionalin’ny TIM, Atoa Marc Ravalomanana.

 Tao amin’ny Lapa Maitso Anosisoa indray no nihaona sy nifanakalo vaovao ny FokoTIM Anosisoa sy ny FokoTIM Ambodimita, ny faran’ny herinandro lasa teo. Nitarika ny fivoriana  ny filohan’ny DISTIM eny an-toerana, Atoa Rafiliberasoa notronin'ireo mpikambana toy ny Filoha lefitra sy ny SG, ny avy amin’ny  Jeune TIM, ny avy amin’ny Vehivavy TIM. Tazana teny an-toerana koa ny olo-manankaja TIM nahitana ny depiote Rasoanoromalala Horace izay anisan’ny mpitarika ny antoko eny amin’ny Boriborintany fahenina.

Ntsoavina Evariste

Ireo mpikambana TIM eny amin’ny Boriborintany faha-6

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT