- Talata 13 Desambra 2016
Politique.« PV » tamin’ny fifidianana Filoha Nisy namoaka, lasa famonosana mofogasy
Mbola azo hanaporofoana ny fisian’ny gaboraraka amin’ny fomba fitantanana eto Madagasikara indray ny tranga niseho tamin’ny faran’ny herinandro teo. Hita teny amina mpivarotra hani-masaka ny taratasy ofisialy nampiasain’ny CENI-T tamin’ny fifidianana filoham-pirenena ny taona 2013.
Hamaky ny tohiny
