Politique

Rehefa avy nigadra Tsy maintsy ho vedety, hoy i Cohen Rivolala


  • Alakamisy 08 Desambra 2016

Elaela tsy nahenoana an’i Cohen Rivolala, izay lehibena antokom-pivavahana iray eto amintsika.

Nampalaza ity mpitondra fivavahana ity moa ilay antsoina hoe ctic ctac dou izay fanafody amin’ny endrika tsy fahombiazana rehetra mety ho fahita eny amin’ny fiarahamonina eny. Taorian’ilay resaka raharaha ambalavelona namonjana azy nandritry ny volana vitsivitsy dia nambarany fa tsy toerana famaizana akory ny fonja fa toeram-panarenana aza. Izany no antony hiantsoana ireo olona any anatin’izy ireny hoe “détenu” fa tsy “prisonier”. Tany am-ponja no vao mainka nampitombo ny heriko ary na iza na iza avy nigadra dia tsy maintsy ho vedety, hoy hatrany izy. Porofon’izany ireo tantara anaty baiboly, toa an-dry Josefa izay lasa praiminisitra rehefa avy nigadra tany Egypta, ry Daniela.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT