Politique

Vondron’ny senatera taloha Mampitandrina ny mpitondra


  • Alakamisy 08 Desambra 2016

Tsy manohitra ary tsy manohana ny fitondrana akory ny Amicale des CST et sénateurs de Madagascar fa mijanona eo afovoany, hoy ny filohan’ny vondrona, Ralison Roger.

 

Na izany aza dia tsy maintsy miditra amin’ny raharaham-pirenena izy ireo. Iaraha-mahita fa tsy mandeha ny raharaham-pirenena ka mila mifanatona ny mpanohitra sy ny mpitondra mba hikaroham-bahaolana. Mila mitandrina ihany koa ny mpitondra fa raha izao no mitohy dia ahiana ny ahatongavan’izany hatrany amin’ny fihetseham-bahoaka. Mijery ny lafiny sosialy eto amin’ny firenena moa amin’izao no imasoan’ity vondrona ity. Miezaka manampy araka izay tratrany izy ireo any anaty fiarahamonina any.

Mirija  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT