• Talata 13 Desambra 2016
Politique.Marc Ravalomanana Hamerina ny hambom-po Malagasy

Lanonana roa sosona no tontosa teny amin’ny Tiko Tanjombato omaly. Fankalazana ny andron’ny 12 desambra fahatsiarovana ny tsingerintaona nahaterahan’ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc sy fisokafan’ny tranombarotra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2016
Politique.Depiote TIM Tsy hanaiky ny fanilihana an’i Dada

Volavolan-dalàna goavana hiadian-kevitra eny amin’ny lapam-panjakana Tsimbazaza amin’izao fotoana izao ny momba ny fampihavanam-pirenena, hoy ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Razafimanantsoa Hanitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2016
Politique.Vondrom-bahoaka Hofehezin’ny didim-panjakana vaovao

Ny taona 1999 no nivoaka voalohany ny didim-panjakana momba ny fikambanan’ireo vondrom-bahoaka eto Madagasikara.

Politique.Depiote TIM Boriborintany faha-6 Tsy mitsahatra mihetsika manaraka ny torimarik’i Dada

Tsy mitsahatra mihetsika manaraka ny torimarika homen’i Dada ny depiote TIM voafidy teny amin’ny Boriborintany faha-6 eto Antananarivo Renivohitra, Rasoanoromalala Marie Horace amin’ny fijerena manokana sy fitsinjovana sy fanampiana mivantana ny mponina eny amin’ity faritra nahalany azy ity.

Hamaky ny tohiny
FTT