• Alatsinainy 26 Desambra 2016
Politique.Antoko TAMAMI Handinika manokana ny raharaham-pirenena

Taorian’ny nanaterany ny antontan-taratasiny teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ny amin’ny fahavononany hirotsaka ao anatin’ny governemantan’ny firaisam-pirenena dia hanatanteraka fihaonambem-paritra any Namakia,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2016
Politique.Depiote mamo Saika niharan’ny hatezeram-bahoaka

Nibirioka indray ny sasany tamin’ireo depiote.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2016
Politique.Fanatanterahana ny fifidianana Ny fitondrana sisa no tsy rototra

Nihetsiketsika ny Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI nandritra ity taona 2016 ity nikarakara atrikasa sy fakan-kevitra tetsy sy teroa ho fanatsarana ny fifidianana rehetra ho avy eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Desambra 2016
Politique.Vadina Filoham-pirenena Ny 2 miasa, ny 1 manao fiainana

Samy manana ny fomba mahazatra sy fihetsika mampiavaka azy ny vadina filoham-pirenena manerana izao tontolo izao ary tsy ambaka amin’izany ny eto amintsika, na ireo vadina filoha teo aloha na ny am-perinasa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Desambra 2016
Politique.Ny mpitondra mifety be Ny mpampianatra FRAM tsy mahazo vola

Tanteraka ara-bakiteny ilay hoe “mitango lalitra”, raha dinihina amin’ny mahazo ireo mpampianatra FRAM. Tamin’ny hafatra nalefan’ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Desambra 2016
Politique.Fifidianana amin’ny 2018 Miezaka ny manatsara tena ny CENI

Namintina ireo dingana sy asa vitan’ny CENI (Commission Electorale Nationale Indépendante) nandritra ny taona 2016 teny amin’ny birao foibe Alarobia omaly ny filohany Rakotomanana Hery.

Hamaky ny tohiny
FTT