• Talata 27 Desambra 2016
Politique.Voninahitsy Jean Eugène Nisitri-belona

Ahatadiavan’ny maro an’i Voninahitsy Jean Eugène filohan’ny antoko politika RPSD Vaovao ny nirotsahany hofidiana filoham-pirenena ny taona 2013, ary nanohanany an’i Hery Rajaonarimampianina tany amin’ny fihodinana faharoa. Namorona ny vondrona politika antsoina hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2016
Politique.Pr Tsiavaliky Célestin Atahoran’ny Frantsay ny Malagasy any Atsimo

Ny mpanjanaka antsika no nampiditra olana mikasika ny resaka omby teto Madagasikara tamin’ny alalan’ny fivoizana fa ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2016
Politique.Augustin Andriamananoro Ho afa-bela sa tsia ?

Hanamarika ity andron’ny talata 27 desambra 2016 ity ny fivoahan’ny didim-pitsarana mahahasika an’i Augustin Andriamananoro. Mbola mitana ny sain’ny maro ny raharaha mahavoasaringotra an’ingahy minisitry ny tetezamita, ka nisamborana sy nanagadrana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2016
Politique.Senatera Virginie Nanao Bebe Noely tao Moramanga

Ankizy 20 isaky ny fokontany 13 mandrafitra ny kaominina ambonivohitra Moramanga no nahazo fanomezana avy amin’ny Bebe Noely, Senatera Razanajato Virginie.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2016
Politique.Marc Ravalomanana Nirary soa ho an’ny Malagasy rehetra

Niara-nankalaza ny krismasy fandresena tamin’ny kristianina tao amin’ny FJKM Imerinkasinina Fanasina omaly ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana mivady.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2016
Politique.Hajo Andrianainarivelo Miandry izay hambaran’ny HCC

Tsy manana eritreritra hiara-hitantana amin'ny fitondrana ankehitriny ny antoko Malagasy Miara-Miainga raha ny nambaran'ny filoha nasionaliny, manoloana ny filazana fa fitadiavan-tseza no ataon'ny mpanohitra eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
FTT