Politique

Antoko TAMAMI Handinika manokana ny raharaham-pirenena


  • Alatsinainy 26 Desambra 2016

Taorian’ny nanaterany ny antontan-taratasiny teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ny amin’ny fahavononany hirotsaka ao anatin’ny governemantan’ny firaisam-pirenena dia hanatanteraka fihaonambem-paritra any Namakia,


 Distrikan’i Mitsinjo ireo mpikambana eo anivon’ ny TAMAMI hanomboka ny alarobia ho avy izao. Handinika ny raharaham-pirenena amin’ny ankapobeny, indrindra fa ny fiaraha-miasa amin’ny samy Malagasy mpiray tanindrazana hahafahana mampandroso ny firenena no antony, hoy ny filohany Samihary Floriot. Nambarany fa ho avy hanotrona azy ireo amin’io ny avy ao Mahajanga sy ny avy eto Analamanga misy ny birao foibe. Nanatanteraka asa sosialy tetsy amin’ny fokontany Andranomanalina Afovoany ny antoko ny sabotsy 24 desambra noho ny fahatongavan’ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona. Olona sahirana ara-pivelomana manodidina ny 200 no nisitraka ny fanomezana, hetsika efa fanaon’ny fikambanana isan-taona.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT