- Alakamisy 29 Desambra 2016
Politique.Antoko MFM Mandala ny fifidianana ahazoana fahefana
Misy ary mijoro tanteraka ny Antoko MFM. Nanamafy izany ny tao Antsirabe ka nitafa tamin’ny mpanao gazety ho fanamarihana ny faha-44 taona nijoroany ny alarobia 27 desambra teo.
Hamaky ny tohiny
