• Sabotsy 24 Desambra 2016
Politique.Roland Ratsiraka Tsy te haloto miaraka amin'ny HVM

Ao anatin’ny governemanta ankehitriny i Roland Ratsiraka saingy re fa hirotsaka hofidiana filoham-pirenena amin’ny 2018, ary efa manomboka mandeha ny serasera momba ny hirotsahany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2016
Politique.Voahangy Rajaonarimampianina Tsy tamana eto Madagasikara intsony

Mivoaka ny vaovao ankehitriny fa efa tsy mahatombina eto Madagasikara intsony ny vadin’ny filoham-pirenena, ka aleony mandeha sy mivoaka matetika any ivelany nanomboka ny volana jolay teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2016
Politique.Ratsy fiafara ny olon’ny HAT Minisitra 5 no efa maty, misy ny migadra

Tsy hay hazavaina ny toe-javatra nahazo ireo olona nitondra tamin’ny andron’ny tetezamita fa tsikaritra ho ratsy fiafara raha samy mpitondra teto amin’ny firenena ny ankamaroany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2016
Politique.Fanambaram-pananana Malaina ny mpitondra, misy afenina angaha ?

26 amin’ireo minisitra 32 ihany hatreto no efa nanao fanambaram-pananana, raha ny vaovao azo avy eo anivon’ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly na ny Bianco.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2016
Politique.Antoko Arema Hanomana ny hoaviny

Antoko velona ary tsy azo tsinontsinoavina eto amin’ny firenena ny AREMA matoa nahatratra ny tsingerintaona faha-40 niorenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2016
Politique.Fanapoizinana an’i Anthèlme Ramparany Olona 3 no voasambotra

Efa nivoaka ny hopitaly ny depioten’i Mananjary Anthelme Ramparany taorian’ny fanapoizinana azy tamin’ny alalan’ny zava-pisotro tany Fianarantsoa ny alahady lasa teo, ka tsy maintsy nakarina taty an-drenivohitra izy.

Hamaky ny tohiny
FTT