• Alarobia 15 Febroary 2017
Politique.Kolonely Lylison Voasazy higadra 1 taona

Natao nangingina, tsy natrehin’ny voampanga sy ny mpisolovava na ny fianakaviana ny famoahana ny didim-pitsarana mikasika ny kolonely Lylison, tetsy amin’ny fitsarana Anosy, efitrano faharoa omaly talata 14 febroary 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Febroary 2017
Fanilihana kandida amin’ny 2018 Tsipahin’ny KMF .CNOE

Ny lalàmpanorenana ihany no tokony hohajaina ka tsy ekena ny mbola mety hanitaran’ny fitondrana Rajaonarimampianina ny fe-potoam-piasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Febroary 2017
Politique.Neny sy ny depiote Rossy Miara-misalahy amin’ny fampandrosoana

Tsy tokony ho sakana amin’ny fampandrosoana ny firenena ny tsy fitovian-kevitra ara-politika eto amintsika,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Febroary 2017
Politique.Amoron’i Mania Niserana Ravalo, nikoropaka ny HVM

Nanamarika ny faran’ny herinandro lasa iny tao Amoron’i Mania, Ambositra sy Fandriana indrindra indrindra ny fitsidihan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Febroary 2017
Politique.TIM Ambohimangakely Mivonona hampandany an’i Marc Ravalomanana

Mamondrona ny mpikambana ifotony ny Tiako I Madagasikara (TIM) eo anivon’ny distrika Antananarivo Avaradrano.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Febroary 2017
Politique.Aferana Boaderozy Ramatoa manampahefana no atidoha ?

Ny komandy ambonin’ny zandarimariam-pirenena ny jeneraly Ramiandrisoa Jean de dieu sy ny tale jeneralin’ny polisim-pirenena Joachim Rajaobelison no mitarika ny famotorana sy fanadihadiana momba ireo bolabolana boaderozy 341 nentin’ny sambo Lumina ka tratra tany amin’ny manakaiky ny Cap Masoala.

Hamaky ny tohiny
FTT