• Zoma 17 Febroary 2017
Politique.Governemanta Miady an-trano ny HVM

Araka ny loharanom-baovao iray, dia tsy mifankahazo ny minisitra miisa 3 ao anaty governemanta, kanefa samy olon’ny HVM avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2017
Politique.Fitondrana Rajaonarimampianina Ampy azy ny 5 taona, hoy ny Marina

Nandritry ny fifampiarahaban’ny antoko politika Marina teny amin’ny villa verte Ambatomirahavavy no nanaovany fanambarana miezinezina omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2017
Politique.Fanamelohana an’i Lylison Foano hoy, ny Mapar

Tsy ara-dalàna fa tsy nahazoan’ny voapanga na ny mpisolovavany fampiantsoana akory ny nanaovana ny fitsarana ny Loholon’i Madagascar, Lilyson René de Rolland, hoy ny vondrona Mapar nivoaka tamin’ny fahanginany omaly teny Ambodivona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2017
Politique.Didy mikasika an’i Lilyson Ramatahora, hoy i Doudou

Anisan’ireo mpanao politika naneho ny heviny mikasika ilay didim-pitsarana mikasika ny fisamborana ny loholona Lilyson ihany koa ny filohan’ny dinika fanavotam-pirenena (DFP),

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2017
Politique.DISTIM Atsimo Andrefana Tafatsangana koa ny any Betioky sy ny manodidina

Fantatra fa tafatsangana koa ireo Distim any Betioky Atsimo tarihan’Atoa Alphonse, sy any Ankazoabo Atsimo tarihan’Atoa Mamy Benoit ary ny any Beroroha tarihan’Atoa Velonay Rémi,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2017
Politique.Antenimierandoholona Mikoropaka ny lohandohany

Nivoaka ny resaka amin’ny fisian’ny fitantanam-bola tsy mazava amin’ny antenimierandoholona, ary misy mihitsy ny mivoy ny hanaovana grevy manoloana ny tsy fisian’ny mangarahara.

Hamaky ny tohiny
FTT