Politique

TIM Ambohimangakely Mivonona hampandany an’i Marc Ravalomanana


  • Alarobia 15 Febroary 2017

Mamondrona ny mpikambana ifotony ny Tiako I Madagasikara (TIM) eo anivon’ny distrika Antananarivo Avaradrano.

Efa mibanjina ny fifidianana filoham-pirenena ho avy ny ao an-toerana ary manohana ny firotsahan-kofidian’ny filoha nasionalin’ny TIM, Marc Ravalomanana ary vonona hampandany an’ity farany, hanohy ireo asa fampandrosoana efa natombony fony izy teo amin’ny fitondrana hanarenana an’i Madagasikara izay efa latsaka an-katerena. Tokana ihany ny an’ny mpikambana eny ifotony, dia izay toromarika avy amin’ny filoha nasionaly Marc Ravalomanana.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT