- Zoma 17 Febroary 2017
Politique.Amoron’i Mania Miady an-trano ny HVM
Mitsingilahila ny toeran’ny lehiben’ny Faritra Amoron’i Mania. Mahoraka ao Ambositra renivohitry ny faritra tato anatin’ny herinandro teo izay fa misy mikononkonona hanala amin’ny toerany ny Administratera sivily Rakotomanankiafarana Tsimihonoraibe Joël, lehiben’ny Faritra am-perinasa, ary avy ao amin’ny HVM ihany no miketrika izany.
Hamaky ny tohiny
