• Talata 14 Febroary 2017
Politique.Rajoelina sy Rajaonarimampianina Ho raikitra ny valifaty ?

Manomboka miteny sy mamaly ny HVM i Andry Rajoelina ankehitriny, ary toa milaza an-kolaka fa vonon-kiady sy tsy hanaiky lembenana intsony manoloana ny enjikenjika isan-karazany mahazo azy sy ny ekipany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Febroary 2017
Politique.Antoko TIM Ambohimangakely Nanatanteraka ny fifampiharahabana ny taona vaovao koa

Nifampiarahaba noho ny fahatrarana ny taona vaovao ny antoko Tiako i Madagasikara ao amin’ny kaominina Ambohimangakely distrikan’Avaradrano ny sabotsy 11 febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Febroary 2017
Politique.Tim Boriborintany faha-5 sy ny fifidianana amin’ny 2018 Ho lohalarana amin’ny fampandaniana ny Filoha Ravalomanana

Naseho ampahibemaso, tao anatin’ny lanonana fifampiarahaban’ny antoko TIM 5è teny amin’ny kianja maitson’Analamahitsy ny sabotsy lasa teo, ireo mpikambana Distim vaovaon’ny Boriborintany faha-5 eto Iarivo notarihan’ny filohany, Ramasitera Ralph.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Febroary 2017
Politique.Hajo Andrianainarivelo Hitarika vahoaka hidina an-dalambe ?

Mangataka ny fanjakana HVM hanome daty mazava amin’ny hamaliana ny fangatahan’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga haka ny toeran’ny mpanohitra eny anivon’ny antenimiera i Hajo Andrianainarivelo, mpitarika ny antoko, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Febroary 2017
Politique.Mpanao politika Malagasy Tsy vonon-kihavana mihitsy

Nangingina indray ny resaka fampihavanam-pirenena amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Febroary 2017
Politique.Olom-boafidy Mila manova toetsaina sy manaja lalàna

Fanenjehana tsy mitombina ny fanehoan-kevitry ny solombavambahoakan’i Madagasikara ao amin’ny boriborintany faha-5 Raholdina Naivo milaza ny fampidiran’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana politika ny fampiasana ny tetibolan’ny CLD

Hamaky ny tohiny
FTT