Politique

DISTIM Atsimo Andrefana Tafatsangana koa ny any Betioky sy ny manodidina


  • Zoma 17 Febroary 2017

Fantatra fa tafatsangana koa ireo Distim any Betioky Atsimo tarihan’Atoa Alphonse, sy any Ankazoabo Atsimo tarihan’Atoa Mamy Benoit ary ny any Beroroha tarihan’Atoa Velonay Rémi,

 avy amin’ny ezaky ny mpitari-tolona avy ao Toliara, Atoa Tsianihy, izay tsy niroafo nanatrika ny fananganana azy ireo tamin’ny alalan’ny fitaigenanana moto ka nahavitany 119.552 km. Toromarika azon’ireo Distim 3 ireo, tahaka ny azon’ireo Distim efa tafatsangana hatramin’izay , ny hanao izay hampandany ny Prezidàn nasionalin’ny TIM, Marc Ravalomanana, ao anatin’ny ara-dalàna amin’ny fifidianana izay ho filoham-pirenena hotanterahina eto amintsika amin’ny taona 2018. Hiezaka ho fitaratra ho an’ny rehetra ny DISTIM any Atsimo Andrefana ao anatin’izany, hoy ity mpitari-tolon’ny TIM ity, mba hampanjakana ny fandriampahalemana any amin-dry zareo hiantohana ny tena fampandrosoana marina.

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT