Politique

Fanamelohana an’i Lylison Foano hoy, ny Mapar


  • Zoma 17 Febroary 2017

Tsy ara-dalàna fa tsy nahazoan’ny voapanga na ny mpisolovavany fampiantsoana akory ny nanaovana ny fitsarana ny Loholon’i Madagascar, Lilyson René de Rolland, hoy ny vondrona Mapar nivoaka tamin’ny fahanginany omaly teny Ambodivona.

 

 Mitaky ny hanafoanana ny didy fanamelohana nomen’ny fitsarana an’ity loholona ity ry zareo ary mitaky ihany koa ny hampitsaharan’ny fanjakana ny antsojay ataon’ny fitondram-panjakana amin’ireo tsy mitovy hevitra amin’izy ireo fa tsy mitondra any amin’ny fitoniana marina eto amin’ny firenena izany fa vao mainka mandatsaka ny Malagasy anaty lavaka mangitsokitsoka efa iainany ankehitriny.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT