Politique

FITSINJARAM-PAHEFANA TENA IZY Mbola maro ireo kaominina tsy misitraka azy


  • Talata 28 Martsa 2017

Mbola betsaka amin’ireo kaominina eto amintsika no tsy misitraka akory ny fitsinjaram-pahefana tena izy.

 Mahatratra 1.500 isa eo izy ireo ary mbola vitsy ihany ny mahazo tombontsoa mivantana, antony hanatanterahana ilay atrikasa hiarahana amin’ireo vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana Frantsay sy Malagasy etsy amin’ny Motel Anosy nanomboka omaly. Tanjona ny hahafahan’ny roa tonta mifanakalo traikefa,  eo ihany koa ny fiandrasana fanampiana avy amin’ireo vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana Frantsay hahafahan’ireo kaominina eto amintsika manangana ireo karazana fotodrafitrasa toy ny rano fisotro madio, fanamboarana lalankely, fanatsarana ny fiompiana sy ny fambolena …Tonga nanokatra ny atrikasa ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Andriamatoa Solonandrasana Olivier.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT