• Alatsinainy 10 Aprily 2017
Politique.Kolikoly avo lenta Mpanolotsain’ny Filoha 2 hosamborina

Miha mangotraka ny raharaha kolikoly mahasaringotra ireo mpanolotsain’ny filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aprily 2017
Politique.Fikambanana FITEVA Nahavory firehana samihafa

Azo ambara fa tontosa ny fanambin’ny fikambanana FITEVA na Fikambanana Ifanampian’ny TErak’i VAkinankaratra sampana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aprily 2017
Politique.Claudine Razaimamonjy Tsy mahazaka fiaramanidina

Tsy mbola fantatra mazava hatramin’izao izay tena mahazo ilay mpandraharaha vaventy voarohirohy tamin’ny resaka kolikoly avo lenta, Claudine Razaimamonjy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aprily 2017
Politique.Rivo Rakotovao “Vonona hiady izahay”

Nohararaotin’ny filohan’ny antoko Hvm, Rivo Rakotovao, ny zaikabe provinsialin’ny antoko tao Toamasina ny sabotsy tontolo andro teo natao tao amin’ny kianja mitafon’i Soavita,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aprily 2017
Politique.Mpanolotsain'ny tanàna ao Toamasina Voazara vola, hoy i Elysée Ratsiraka

Tia vola loatra ! Izay raha fintinina ny fahitan’ny ben’ny tanànan’i Toamasina Elysée Ratsiraka ireo mpanolotsain’ny tanàna nanongana ny tenany. Nisy nandray izany niteny tamiko, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aprily 2017
Politique.Riana Andriamandavy VII Nitarika hetsika tsy nahazoana alalana

Fanaon’ny fanjakana HVM matetika ny fanakanana ny fanehoan-kevitra eto amintsika, ka raha vao misy ny hetsika famoriam-bahoaka ataon’ny vondron’olona na antoko tsy mitovy hevitra amin’ny fitondrana,

Hamaky ny tohiny
FTT