• Alarobia 05 Aprily 2017
Politique.Lalao Ravalomanana “Fanarenana izao no atao !”

Mampalahelo, hoy ny ben’ny tanànan’Antananarivo, Lalao Ravalomanana, fa lany andro mifanenjika amina zavatra tsy misy dikany isika,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Aprily 2017
Politique.Lalao Ravalomanana Haongan’ny HVM ihany koa ?

Hisy ny fihaonan’ireo ben’ny tanàna ny renivohi-paritany 6 sy ny tanàn-dehibe eto Madagasikara rahampitso eto Antananarivo, izay eo ambany fitarihan-dRamatoa Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Aprily 2017
Politique.Faravohitra Nivoaka tamin’ny fahanginany i Dada

Nitatitra ny diany nandritra ny 20 andro tany ivelany teny amin’ny trano fonenany eny Faravohitra tamin’ny mpikirakira vaovao omaly ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Aprily 2017
Politique.Dr Jean Louis Robinson Tsy mbola tapa-kevitra ho kandida amin’ny 2018

Fanatsarana ny kaominina Ampasikely mba tsy ho mena-mitaha amin’ireo kaominina manerana ny nosy no tena ilofosako, hoy ny dokotera Jean Louis Robinson, raha nanontaniana mahakasika ny fifidianana Filoham-pirenena amin’ny 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Aprily 2017
Politique.Vondrona MAPAR Tezitra mafy amin'ny HVM

Manoloana ireo fanenjehana isan-karazany mahazo ny MAPAR, dia nanao fanambarana tamin'ny alalan'i Pierre Houlder, mpitondra teniny izy ireo omaly, fa manameloka izao fihetsiky ny HVM ho fahatahorana mafy an'i Andry Rajoelina sy ny MAPAR izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aprily 2017
Politique.Manohana adverseran-dRajao Nosamborina i Claudine A&C

Ny tantara dia mbola mitohy ! Nosamborin’ny Birao Mahaleotena miady amin’ny kolikoly teny Mahamasina omaly tolakandro Razaimamonjy Claudine, ilay mpandraharaha vavy tompon’ny hotely A&C eny Ivato ary malaza ho olona akaiky ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
FTT