Politique

Claudine Razaimamonjy Tsy mahazaka fiaramanidina


  • Alatsinainy 10 Aprily 2017

Tsy mbola fantatra mazava hatramin’izao izay tena mahazo ilay mpandraharaha vaventy voarohirohy tamin’ny resaka kolikoly avo lenta, Claudine Razaimamonjy.

Tsilian-tsofina no nahenoana fa aretina antsoina hoe « Distonie neuro digitative » no sedrainy amin’izao fotoana ary dia tsy mampahatsiaro tena sy mamparefo azy ka tsy hahazakany mandeha fiaramanidina.  Midika izany fa tsy afaka handao an'i Madagasikara ny tompon'ny A&C Hotel fa tsy maintsy eto ihany aloha no mitsabo tena. Izay ny ara-pahasalamana fa etsy an-kilan'izay, araka ny lalàna dia mbola misy dingana maromaro tsy maintsy arahana vao mety hahazo hitsabo tena any am-pita ny olona efa namoahana didy fampidirana am-ponja vonjimaika tahaka an'i Claudine Razaimamonjy fa tsy hoe tonga dia afaka mivoaka araka izay tiana.

Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Lisi-pifidianana
  • Talata 03 Novambra 2026

Azo ampiasaina

  • Vovonana
  • Talata 03 Novambra 2026

‘Lay FAR

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

Hijery ny tohiny
FTT