• Alakamisy 13 Aprily 2017
Politique.Claudine Razaimamonjy Nandao ilay hopitaly nitsaboana azy

Omaly alarobia 12 aprily no niala tao amin’ny toerana nitsaboana azy dia ny Clinique Fortis Darné de Curpipe any Maorisy Rtoa Claudine Razaimamonjy, araka ny fanazavana nomen’ny tompon’andraikitra avy ao amin’io toeram-pitsaboana io ary nisy ny taratasy manaporofo izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aprily 2017
Politique.Printsy Zoendreniny Elakovelo Etsiosa Tsy vitan’ny petatoko ny fihavanana Malagasy

Tontosaina eny amin’ny tranombokim-pirenena Ampefiloha nanomboka omaly ny hetsika hateloana fanairana indray ny fanamboarana sy fanatsarana ny tranombako-paritra Mahafaly any Ampanihy Andrefana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aprily 2017
Politique.Fikambanana Silamo Malagasy Miezaka mambabo fo ny mpitondra

Amin’ny maha laïka ny Antenimierandoholona dia noraisin’ny filoha Rokotomanana Honoré tao amin’ny lapan’Anosikely, ny talata 11 aprily teo, ireo delegasiona avy amin’ny FSM na Fikambanana Silamo Malagasy notarihin’ny filohany Hassim Mohamed.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aprily 2017
Politique.Kolikoly avo lenta Tsy ho afa-bela ny filoha sy ny praiminisitra

Mampiahiahy ny fihetsiky ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina, izay toa tsy te hiresaka sy te hampangina ny raharaha Claudine Razaimamonjy, ka omaly nandritra ny fitokanana fotodrafitrasa teny amin’ny tobin’ny miaramila teny Soanierana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aprily 2017
Politique.Antoko VAMI Mitaky fifidianana lalàmpanorenana

Akaiky ny fifidianana amin’ny 2018, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko VAMI, Gaby Vakiniadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aprily 2017
Politique.Riana Andriamandavy VII Hanara-dia an’i Lylison ?

Mivoaka tsikelikely ny fanamelohana ny fihetsika mamoafady nataon’ny loholona Riana Andriamandavy VII, izay nitarika olona mpikarama an’ady sy nanakorontana tamin’ny alalan’ny fitoraham-bato sy fihetsiketsehana tsy nahazoana alalana teny amin’ny Bianco ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT