• Zoma 07 Aprily 2017
Politique.Avoko Rakotoarijaona Tsy mankasitraka fanakorontanana

Manamafy hatrany ny Grand Maitre Avoko sy ny mpanao Kung-Fu tarihiny fa tsy mankasitraka ny mety ho fanakorontanana ny firenena indray fa manentana ny olom-pirenena rehetra kosa hanomana sy hiatrika ny fifidianana 2018,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aprily 2017
Politique.Ben'ny tanàna nivory tetsy amin'ny Colbert Mangataka fihaonana amin'ny filohampirenena

Araka ny efa nampahafantarin’ny filohan’ny fikambanan’ireo ben’ny tanàna an-tanàn-dehibe, Lalao Ravalomanana, dia notontosaina omaly tetsy amin’ny hotely Colbert Antaninarenina ny fihaonana tamin’ireo ben’ny tanàna mpikambana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aprily 2017
Politique.Antoko Freedom Miantso ny mpanohitra hivondrona

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly alarobia 5 aprily tetsy amin’ny Cercle de cheminot Soarano ny taom-pikatrohan’ny antoko Freedom tarihin’ny filohany, Lalatiana Rakotondrazafy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aprily 2017
Politique.Fisamborana an’i Claudine A&C "Mety tsara" hoy Razanamahasoa Christine

Naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny fisamborana ny mpanolotsaina manokan’ny filoham-pirenena tetsy mahamasina ny fiandohan’ny herinandro teo ihany koa ny depiote Mapar,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aprily 2017
Politique.Mamy Ravatomanga sy Mbola Rajaonah Hosamborina ihany koa ?

Mafampana ny resaka fisamborana ireo mpandraharaha malaza ho tompon’ny afera sy ny kolikoly amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aprily 2017
Politique.Fanambaran’ny SEFAFI Mampatahotra ny fifidianana 2018

Mampanahy zava-drehetra amin’ny fifidianana ho avy, raha haravona ny fanambaran’ny SEFAFI (Sehatra Fanaraha-maso ny Fiainam-pirenena).

Hamaky ny tohiny
FTT