• Sabotsy 15 Aprily 2017
Politique.Antoko Asandratro ny fireneko “Ny Frantsay sy Amerikaninana no fahavalontsika”

Ny orinasam-pirenena dia homena ny frantsay, ka izay mahazo eto dia mitondra ny volany any Frantsa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aprily 2017
Politique.Minisitry ny fitsarana Matahotra mafy an’ny Bianco ?

Tsy nisy sahy nipoitra teny amin’ny Bianco omaly maraina ireo solontenam-panjakana nandritra ny fanolorana fitaovana momba ny informatika nataon’ny masoivoho frantsay na dia nahazo fanasana aza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aprily 2017
Politique.Raharaha Claudine Razaimamonjy Miditra an-tsehatra ny iraisam-pirenena

Mitohy hatrany ny fanohanan’ny sehatra iraisam-pirenena ny Bianco.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aprily 2017
Politique.Antoko VAMI Mitaky fifidianana lalàmpanorenana

Akaiky ny fifidianana amin’ny 2018, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko VAMI, Gaby Vakiniadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aprily 2017
Politique.Minisitra Rolland Ravatomanga Mampiroaroa saina ny TIM sasany

Maro amin’ireo mpikambana ao anatin’ny antoko Tiako I Madagasikara no miroaroa saina sy velom-panontaniana ankehitriny momba ny minisitry ny rano Rolland Ravatomanga hoe mbola ao anatin’ny antoko TIM ny tenany sa efa HVM ?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aprily 2017
Politique.Ravalomanana sy Rajaonarimampianina Vaky tanteraka ny ady

Mihamafana ny toe-draharaha mampifanditra ny ankolafy Ravalomanana sy ny fanjakana foibe, tarihin’i Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
FTT