• Alakamisy 20 Aprily 2017
Politique.PM Solonandrasana Hosamborina ihany koa ?

Hatry ny ela no nalaza tamin’ny resaka kolikoly amin’ny tsenambaro-panjakana ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly OIivier.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aprily 2017
Politique.Raharaha «Claudine A&C» Tompon’andraikitra feno ny minisitry ny Fitsarana

Tsy mifanalavitra firy amin’ny raharaha Antsakabary nanjo ny minisitry ny polisim-pirenena ny raharaha «Claudine A&C», hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpiraki-draharaha teo aloha Rabenandrasana Nicolas.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aprily 2017
Politique.Dinika fanonganam-panjakana Tsy nosakanan’ny Emmoreg

Hentitra ny mpitarika ny Tolona Fanorenana Ifotony (TFI), Rasolofo André, ny zoma teo raha nanambara tamin’ny haino aman-jery ampahibemaso fa fitondrana mamoha henatra no misy amin’izao fotoana izao ka mila haongana “amin’ny fomba rehetra”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aprily 2017
Politique.Vovonana mampiray Nanao rodobe tany Ivato-Vohipeno

Tonga ny fotoana amin’ny fametrahana ny fanorenana ara-panahy sy ara-moraly eto Madagasikara, hoy ry zareo ao amin’ny « Vovonana Mampiray ny vahoaka malagasy ny fanorenana ifotony sy ny fanarenana an’i Madagasikara » tarihan-dRtoa Arlette Ramaroson mpitsara iraisam-pirenena teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aprily 2017
Politique.Fifidianana 2018 Efa mipetrapetraka ny hala-bato ?

Tsy ankasitrahan’ny mpanohitra any Tiokia sy ny mpanara-maso avy amin’ny vondrona Eoropeanina ny vokatry ny fitsapankevi-bahoaka natao tany an-toerana ny alahady 16 aprily teo, ka nivoahan’ny “Eny” ho mpandresy tamin’ny alalan’ny isa 51,4%, izay voalaza fa feno hosoka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aprily 2017
Politique.Mpifidy voasoratra anarana Nitombo 6,38%

Navoakan’ny komisionina mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) omaly ny isan’ireo mpifidy voasoratra anarana hiatrika ny fifidianana amin’ny taona 2018.

Hamaky ny tohiny
FTT